Please enable JavaScript.
Coggle requires JavaScript to display documents.
ZANAHARY - Coggle Diagram
ZANAHARY
Zanahary kristiana
Tsara fanahy, tia an'ny olombelona, manan-danja
"Zanahary tia mamela heloka" (andl.5)
"Zanahary mihaja" (andl. 7)
Fiainanana aoriana ny fahafatesana
"mampanantena fiainana vaovao ho azy ankoatra izao fiainana izao" (andl. 6-7)
Mpiambon'ny olombelona
"Tsy ny fiainan'ny olombelona mandritra ny fahavelomany ety an-tany ihany no sahaniny" (andl. 5-6)
Manaraka ny fepetrany
"amin'ny alalan'ny lalàna voasoratra" (andl. 4-5)
Zanahary voafaritrin'ny olona mazava
"Zanahary manana ny fisehoany mazava amin'ny olombelona" (andl. 3-4)
Zanahary malagasy
Ratsy fanahy, mibedy ny olombelona (indraindray)
"mpamaly faty" (andl. 13)
"hialan'ny fahatezerany" (andl. 16)
"Zanahary masiaka" (andl. 13)
Fahazoana izay nangatahana taminy (indraindray)
"manome azy fahafaham-po amin'izany" (andl. 14)
Mpitsaran'ny olombelona
"Ny fiainan'ny zanak'olombelona eto an-tany ihany kosa no toa andraisany anjara" (andl. 12-13)
Ahiahy inoan'ny Malagasy sasany
"tsy mba voafetra mazava ny aminy" (andl. 9)
Manatitra fanomezana sy fahalalana ho an'azy
"tambazana fanatitra" (andl. 15)
"manome azy fanatitra ny olombelona" (andl. 15)
"hisintonnana ny fanambinany" (andl. 16)