Please enable JavaScript.
Coggle requires JavaScript to display documents.
ZANAHARY - Coggle Diagram
ZANAHARY
ZANAHARY MALAGASY
-
Indraindray miseho amin’ny vato, hazo, rano, tendrombohitra.
-
-
-
-
-
ZANAHARY KRISTIANA
-
-
-
-
Mitoetra ao an-dapa soa, manana seza fiandrianana.
-
-
-
Ny malagasy kosa dia mino Zanahary hita amin’ny natiora, masiaka ary mila fanatitra.
Famaritana an’i Zanahary
Zanahary dia avy amin’ny teny hoe “mpahary”, midika hoe ilay namorona izao rehetra izao.
Izy no niandohan’ny fiainana, tompon’ny zavatra rehetra ary manapaka amin’ny zava-drehetra.
Amin’ny kolontsaina malagasy, Zanahary dia Andriamanitra ambony, tsy hita maso, mifehy ny fiainana sy ny natiora.
Amin’ny finoana kristiana, Zanahary dia Andriamanitra iray, tia, mamela heloka, ary akaiky amin’ny olona amin’ny alalan’i Jesosy Kristy.
-