Please enable JavaScript.
Coggle requires JavaScript to display documents.
MALAGASY - Coggle Diagram
MALAGASY
ZANAHARY KRISITIANINA
NY TOETRANY
Zanahary mendrika, sy mihaja ary manan-kaja.
Zanahary feno fitiavana, mandefitra, mamela heloka, tsy mitahiry lolom-po, ary manetry tena.
FAMARITANA
-
-
Tsy izany ihany fa Zanahary mamely fanahy, tia, mandefitra.
NY ASANY
Mitarika ny olona amin'ny lalana marina, mampianatra amin'ny alalan'ny Teniny sy manampy amin'ny fahendrena.
-
-
FOMBA FANAJANA AZY
Tsy amin'ny zavatra hita maso no anajana azy, fa amin'ny fitiavana ary amin'ny alalan'ny vavaka sy ny finoana marina.
Amin'ny fanekena ny sitrapony sy ny fankatoavana ny Teniny satria izay manaraka ny lalàna sy ny torolalana no manaja Azy.
ZANAHARY MALAGASY
FAMARITANA
Tsy voasokajy tsara ny fombany, ny fihetsiny, sy ny fisehony.
-
Tsy izany ihany fa mifangaro, sy mifamatotra amin'ny fanondroana ny razana ihany koa.
NY TOETRANY
Zanahary mitaky fanomezana, fandoavana, fanolorana na koa hoe fanatitra.
Zanahary henjana, masiaka, saro-toetra sy mpamerina ny rariny, ary mpanameloka.
NY ASANY
Tsy manolotra fanantenana, fahatokisana amin'ny fiainana aorina fa eto an-tany ihany.
-
Mpisoroka loza, manasazy sy manameloka ary manao valifaty.
-
FOMBA FANAJANA AZY
-
Amin'ny fombafomba sy fangatahana, raha toa ka misy zavatra mahavoa na mahatsiravina dia manolotra sorona na vavaka manokana.