Vombolana momba ny fanahy : « Be Fanahy, mahitsy Fanahy, malemy Fanahy, manam-panahy, ratsy Fanahy, tsara Fanahy, very Fanahy, Fanaty Iniana, Fanahin'adala, Fanahin'andevo, Fanahin-jaza, Fanahin-kary, Fanahy fito »Ny fanahy izany dia misaeho aminy endrika maro be