Please enable JavaScript.
Coggle requires JavaScript to display documents.
Zanahary, Zanahary - Coggle Diagram
-
Zanahary
Zanaharin'ny kristiana
-
Toetrany
Tsara fanahy, mamela heloka,mihaja, mampahery
-
Asany
Mpitari-dalana, mpitahy, mpiaro, mihaino ny olona ary mamaly vavaka
-
Zanahary malagasy
Famaritana
Zanahary tsy voafaritra mazava, afaka miseho amin'ny endrika maro
Toetrany
Mpanome sazy, ratsy fanahy, masiaka ary mamaly faty
-
Asany
Manome ny anjaran'ny olona tsirairay raha manaraka izay teniny, mamaly araka ny fanatitra
-
-