Please enable JavaScript.
Coggle requires JavaScript to display documents.
NY ZANAHARY KRISTIANA SY MALAGASY - Coggle Diagram
NY ZANAHARY KRISTIANA SY MALAGASY
Zanahary Kristianina
Famaritana
Zanahary tokana, manana endrika sy maha-izy azy mazava. Mifandray amin’ny olombelona amin’ny alalan’ny lalàna voasoratra sy ny fampianarana (Baiboly).
Toetrany
Zanahary tia sy mamela heloka, mangoraka, manan-kery, ary mpampanantena fiainana mandrakizay.
Vokatry ny finoana azy
Manome fampanantenana fiainana vaovao any ankoatra, manome fiononana sy fitokisana amin’Andriamanitra.
:Asany
Mpahary sy Mpiaro, mifehy izao rehetra izao, mitsara amin’ny fahamarinana, ary mitarika ny olombelona amin’ny fahendrena.)
Fomba fanajana azy
Amin’ny vavaka, fanompoam-pivavahana, fanarahana lalàna masina (Baiboly, fiangonana).
Zanahary malagasy
Famaritana
Zanahary tsy voafaritra mazava, tsy hita maso, indraindray maka endrika zavatra voajanahary (vato, rano, tendrombohitra, sns). Mifandray akaiky amin’ny razana.
Toetrany
Zanahary masiaka, mpamaly faty, ary mifehy ny fiainan’ny olona mandritra ny fahavelomany eto an-tany.
: :Vokatry ny finoana azy
Miteraka tahotra sy fanajana amin’ny zavatra voajanahary, manetsika ny olona hanolotra sorona sy fanatitra mba tsy ho tezitra ilay Zanahary.
Asany
Mifehy ny zava-mitranga eto an-tany (toy ny orana, ny vokatra, ny aretina). Manao valifaty raha manota ny olona.
Fomba fanajana azy
Amin’ny fanatitra sy soron-drazana, amin’ny fomban-drazana sy vavaka amin’ny razana mba hampilamina azy.