Please enable JavaScript.
Coggle requires JavaScript to display documents.
ZANAHARY KRISTIANA SY MALAGASY - Coggle Diagram
ZANAHARY KRISTIANA SY MALAGASY
Zanaharin'ny kristiana
Famaritana
Zanahary manana endrika mazava amin'ny olombelona, ary mifandray amin'ny olona amin'ny alalan'ny lalàna voasoratra
Toetrany
Be fitivana
Mamela heloka
Mahitsy
Manome fiadanana
Vokatry ny finoana azy
Manome fanantenana amin'ny fiainana mandrakizay
Manome fahasoavana
Asany
Miaro
Manampy
Mitarika ny olona amin'ny lalana marina
Manome fiainana mandrakizay
Fomba fanajana azy
Amin'ny alalany vavaka sy ny fanarahana ny lalàny
Zanahary malagasy
Famaritana
Zanahary tsy voafaritra mazava, indraidray miseho amin'ny endriky ny vato, hazo, rano na tendrombohitra. Mifandray amin'ny razana
Toetrany
Saro-piaro
Masiaka
Mpamaly faty
Vokatry ny finoana azy
Mampisy tahotraa
Mampisy fanajana
Asany
Miaro
Manasazy
Manome tomontsoa
Fomba fanajana azy
Amin'ny alalan'ny sorona sy fanatitra, mba hahazoana fitahiana na hisorohana ny hatezerany