Please enable JavaScript.
Coggle requires JavaScript to display documents.
Ny anajara: ilazana ny ampahany azo avy amin ny fizarana izay natao -…
Ny anajara: ilazana ny ampahany azo avy amin ny fizarana izay natao
ny loharano nipoirany
avy amin Andriamanitra
avy amin ny tsirairay (safidy)
fahaizana mifandray amin ny olona
ny toetran ny anjara
avy amin Andriamanitra tsy azo ialana
tsy itovizan ny rehetra ny anjara
Ny karazany
iombonana
izay iraisin ny olona rehetra (fahafatesana,ny loza voajanahary)
ho an ny tsirairay
izay natao ho an ny tsirairay (fanabadina,fari piainana)
Ny vokany
tsara
mahay mionina amin ny anjarany
mahatonga hiezaka sy hivotra
ratsy
fialonana
fanomezan ny zanaka tsiny amin ny ray aman dreny
ohabolana
Mahaizaiza mionina fa izao no anjara
Misao bady tanora ka manome zara hoan ny sasany